Fanampiny

Java Runtime Version 7 or higher. (Oracle, OpenJDK, or IcedTea Java Version 7 or 8 recommended, except Raspberry Pi: OpenJDK 9 for ARM, PowerPC: IBM Java SE 7 or 8)
Determine your installed Java version here or type java -version at your command prompt. Java 9 support is in development and it is not recommended for general use.

Release Notes

Fametrahana madio

Windows
61e2cd75553ba647c58960a2dc2ce099c857f25a8288439840194a6451df4502

Alaivo ity fisy ity dia ampiaro

Mac OS X
da5a5f094c6a6b0eb54f1233c1a8af0f1e0fc6a2fdb822a2ae3edbf47fca8c44

Ampidino io fisy io dia tsindrio indroa (raha mandeha) na soaraty ao anaty terminal ny java -jar i2pinstall_0.9.39.jar mba handehanan'ny mpametraka. Mety ho azo atao ny manindry ankavanana dia fidio ny "sokafy avy amin'i Java".

Baiko (headless)fametrahana ara-tsoratra:

Ampidino ny 0.9.39 fametrahana ara-tsary natao hoan'i OSX ary alefaso amin'ny alalan'ny baiko ara-tsoratra java -jar i2pinstall_0.9.39.jar -console
Mac OS X Native (Beta)
1da59af773b1d7a9f1ee1af8a62fc0ff737410beafd4f52ca78f4dea12fcf936

A drag-and-drop installer that includes a new I2P Launcher utility. Beta.

Double-click on the file, then drag and drop the launcher into your Applications folder.

Linux / BSD / Solaris
da5a5f094c6a6b0eb54f1233c1a8af0f1e0fc6a2fdb822a2ae3edbf47fca8c44

Ampidino io fisy io dia asio tsindry in-droa (raha mety) dia soratyao anaty terminal ity java -jar i2pinstall_0.9.39.jar mba hampandeha ny mpametraka amin'ny ny solo-tsain hafa mety ho azonao atao ny manao tsindry havanana dia mifidy ny "Open with java".

Baiko (headless)fametrahana ara-tsoratra:

Ampidino io mpametraka ara-grafika io ambony io dia alefaso avy eo amin'ny baiko ara-tsoratra ity java -jar i2pinstall_0.9.39.jar -console.
Android
c1c676f1c7bc1424081ccfeead128c46b8f95fa6740a19ce046260515dd8ea7d
Requires Android 4.0 (Ice Cream Sandwich) or higher. If you earlier installed I2P, unfortunately this release fixes some IPC issues which will force you to uninstall your current installation before installing this. 512 MB RAM farafahakeliny, 1GB no faniriana. The release and dev versions of the I2P APK are not compatible, as they are signed by zzz and meeh respectively. Uninstall one before installing the other.
Entana am-potony
105773e11481cfcea0bc69b932895890ba5dd5e8d59ec322f06743bf2f15d211

Azo atao koa ny maka ny entana avy any ampotony , eto,monotone na avy amin'ny Git, avy eo amin'ny git.repo.i2p or Github.
Alefaso ny (tar xjvf i2psource_0.9.39.tar.bz2 ; cd i2p-0.9.39 ; ant pkg) na koa alefaso ny mpametraka ara-grafika na mpametraka tsotra ohatran'ny eo ambony.

Android source is in monotone and on Github. Android builds require the I2P source. See the documentation in the Android source for additional build requirements and instructions.

The files are signed by zzz, whose key is here. The Mac OS X native installer is signed by mikalv (meeh) with his Apple Developer ID certificate, whose key is here.

Asa aorian'ny fametrahana

Rehefa avy nandefa ny fametrahana teo amin'ny widows, dia tsindrio fotsiny ny bokotra "Start I2P" izay hanaokatra ny pejy router console, izay manana toromarika hafa any aloha any.

Ho an'ny solon-tsaina mampiasa UNIX, i I2P dia azo velomina ho servisy amin'ny alalan'ny fampiasana ny baiko "i2prouter", izay hita ao anaty toerena nofidiana nampetrahana azyteny ambohaloany. Mandehana ao amin'io toerana io, ary ny "sh i2prouter status" dia hilaza ny fipetraky ny router. Ny baiko "start", "stop" and "restart" dia mibaiko ny servisy. Ny router console dia azo jerena ao amin'ny toerany mahazatra. Ho an'ny mampiasa OpenSolaris sy ireo solon'tsaina hafa izay tsy mahazaka ny wrapper (i2psvc) dia ity kosa no baiko ampiasaina "sh runplain.sh" .

Rehefa mametraka eny ambohalohany , dia tadidio ny manao fanamboarana ny NAT/rindrin'afo raha hainao, sady jereo tsara ny port makany amin'ny internet izay ampiasain'i I2P, voalaza eto. Raha tafasokatra ara-dalana ny ports izay mamela ny TCP mihiditra, dia velomy koa ny TCP mihiditra ao amin'ny configuration page.

Jereo indray mandeha sady adjust the bandwidth settings eo amin'ny configuration page, satria somary maivana ny of 96 KBps down / 40 KBps up , izay efa eo.

Raha te ahita pejy eepsites avy amin'ny fikirakiranao ianao, jereo ny pejy browser proxy setup ahitanao fanoroana mora.

Fanavaozana avy amin'ny modely taty aoriana:

Ny fanatsarana otomatika sy atao an-tanana dia misy daholo hoan'ity modely ity.

Fanavaozana otomatika

Raha mampiasa modely 0.7.5 na tany aloha dia tokony ho hitan'ny router ny fanavaozana vaovao.Raha hanao fanavaozana dia tsindrio ny bokotra 'Ampidino ny fanavaozana' eo amin'ny router rehefa mipoitra izy.

Since 0.9.23, some releases are signed by str4d, whose signing key has been in the router since 0.9.9. Routers older than 0.9.9 will fail to verify update files signed by str4d, and will need to be manually updated using the process below.

Fanavaozana amin'ny tanana
77690f16b648258d18f0d7f0bd83458b2b46898cf9a1db77d49e31c7dbb546ab
  1. Download that file to your I2P installation directory and rename as i2pupdate.zip. (alternately, you can get the source as above and run "ant updater", then copy the resulting i2pupdate.zip to your I2P installation directory). You do NOT need to unzip that file.
  2. Tsindrio "Restart"
  3. Mandraisa Café, dia miandrasa 11 minitra eo ho eo
The file is signed by zzz, whose key is here.

Modely rehetra teo aloha

Ny modely teo aloha dia azo alaina ato Google Code ary Launchpad sy ao amin'ny tambazotra I2P ato amin'ny echelon.i2p.xyz.